Tononkiran’i Solomona 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lasa nidina any an-jaridainany ny malalako,Any amin’ny zaridaina feno zava-manitra.Fa hiandry ondry any izy,Sady hioty lisy.+ Tononkiran’i Solomona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:2 Fandalinana, Boky 2,
2 “Lasa nidina any an-jaridainany ny malalako,Any amin’ny zaridaina feno zava-manitra.Fa hiandry ondry any izy,Sady hioty lisy.+