Tononkiran’i Solomona 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ‘Iza io vehivavy mamirapiratra* hoatran’ny hazavana vao maraina io?Tsara tarehy toy ny volana fenomanana izy,Sady madio tahaka ny tara-masoandro,Ary mahavariana toy ny tafika milahatra manodidina ny sainany.’”+ Tononkiran’i Solomona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:10 Fandalinana, Boky 2,
10 ‘Iza io vehivavy mamirapiratra* hoatran’ny hazavana vao maraina io?Tsara tarehy toy ny volana fenomanana izy,Sady madio tahaka ny tara-masoandro,Ary mahavariana toy ny tafika milahatra manodidina ny sainany.’”+