Tononkiran’i Solomona 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ho toy ny divay faran’izay tsara ny vavanao!”* “Enga anie ilay divay hidina moramora ao an-tendan’ilay mamin’ny foko,Ary hikoriana moramora eo amin’ny molotr’izay matory!” Tononkiran’i Solomona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:9 Fandalinana, Boky 1,
9 Ary ho toy ny divay faran’izay tsara ny vavanao!”* “Enga anie ilay divay hidina moramora ao an-tendan’ilay mamin’ny foko,Ary hikoriana moramora eo amin’ny molotr’izay matory!”