-
Isaia 3:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Samy hitazona ny sandrin’ny rahalahiny ao an-tranon-drainy ny olona, ka hiteny hoe:
“Manana akanjo ivelany ianao. Mbà maneke re ho mpitondra anay e!
Dia raiso ho andraikitrao ity toerana rava ity.”
-