Isaia 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fofona masiso no ho solon’ny hanitry ny menaka balsama,+Tady no ho solon’ny fehikibo,Loha sola no ho solon’ny volo namboarina tsara,+Lamba gony no ho solon’ny akanjo lafo vidy,+Ary tomboka amin’ny vy mahamay no ho solon’ny hatsaran-tarehy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:24 ip-1 59 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:24 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 59
24 Fofona masiso no ho solon’ny hanitry ny menaka balsama,+Tady no ho solon’ny fehikibo,Loha sola no ho solon’ny volo namboarina tsara,+Lamba gony no ho solon’ny akanjo lafo vidy,+Ary tomboka amin’ny vy mahamay no ho solon’ny hatsaran-tarehy.