Isaia 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hantsoina hoe masina izay sisa tavela ao Ziona sy izay sisa tafajanona ao Jerosalema, izany hoe izay rehetra ao Jerosalema ka voasoratra anarana hoe mbola velona.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:3 ip-1 67-69 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:3 Faminanian’i Isaia I, p. 67-69
3 Ary hantsoina hoe masina izay sisa tavela ao Ziona sy izay sisa tafajanona ao Jerosalema, izany hoe izay rehetra ao Jerosalema ka voasoratra anarana hoe mbola velona.+