Isaia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ho tezitra be amin’i Jerosalema i Jehovah ka hotsarainy ny zanakavavin’i Ziona.+ Izany no fomba hanasany azy ho afaka amin’ny lotony* sy hanadiovany azy ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:4 ip-1 69-70 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:4 Faminanian’i Isaia I, p. 69-70
4 Ho tezitra be amin’i Jerosalema i Jehovah ka hotsarainy ny zanakavavin’i Ziona.+ Izany no fomba hanasany azy ho afaka amin’ny lotony* sy hanadiovany azy ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao.+