Isaia 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hataoko lasa tany ngazana izy,+Ka tsy hisy handrantsana na hiava azy. Dia tsilo sy ahidratsy no handrakotra azy,+Ary tsy havelako handatsaka orana eo aminy ny rahona.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:6 ip-1 78 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:6 Faminanian’i Isaia I, p. 77-78
6 Hataoko lasa tany ngazana izy,+Ka tsy hisy handrantsana na hiava azy. Dia tsilo sy ahidratsy no handrakotra azy,+Ary tsy havelako handatsaka orana eo aminy ny rahona.+