Isaia 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hahita loza izay mampitombo ny isan’ny tranony,+Sy mampitombo ny isan’ny sahany,+Mandra-paha tsy misy toerana malalaka intsony,Fa ianareo ihany sisa no mipetraka ao amin’ilay tany! Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:8 ip-1 79-80 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:8 Faminanian’i Isaia I, p. 79-80
8 Hahita loza izay mampitombo ny isan’ny tranony,+Sy mampitombo ny isan’ny sahany,+Mandra-paha tsy misy toerana malalaka intsony,Fa ianareo ihany sisa no mipetraka ao amin’ilay tany!