Isaia 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hatao sesitany àry ny vahoakako,Satria tsy mahalala ahy.+Ho noana ny olona be voninahitra eo aminy,+Ary hangetaheta be ny sarambabem-bahoaka.
13 Hatao sesitany àry ny vahoakako,Satria tsy mahalala ahy.+Ho noana ny olona be voninahitra eo aminy,+Ary hangetaheta be ny sarambabem-bahoaka.