Isaia 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa maranitra ny zana-tsipìkany,Sady efa ataony vonona hitifirana* ny tsipìkany rehetra. Mafy hoatran’ny vato* ny kitron-tsoavaliny,Ary mitsoriaka hoatran’ny rivo-mahery ny kodiaran’ny kalesiny.+
28 Fa maranitra ny zana-tsipìkany,Sady efa ataony vonona hitifirana* ny tsipìkany rehetra. Mafy hoatran’ny vato* ny kitron-tsoavaliny,Ary mitsoriaka hoatran’ny rivo-mahery ny kodiaran’ny kalesiny.+