Isaia 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy serafima nijoro teo amboniny. Samy nanana elatra enina avy izy ireo,* ka ny roa nanaronany ny tarehiny, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:2 w11 1/12 26; ip-1 88-89 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:2 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2011, p. 2615/1/1988, p. 16 Faminanian’i Isaia I, p. 88-89
2 Nisy serafima nijoro teo amboniny. Samy nanana elatra enina avy izy ireo,* ka ny roa nanaronany ny tarehiny, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany.
6:2 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2011, p. 2615/1/1988, p. 16 Faminanian’i Isaia I, p. 88-89