Isaia 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa i Damaskosy no lohan’i Syria,Ary i Rezina no lohan’i Damaskosy. Rehefa afaka 65 taona fotsiny,Dia ho rava tanteraka i Efraima ka tsy ho firenena intsony.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:8 w06 1/12 9; ip-1 105 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:8 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2006, p. 9 Faminanian’i Isaia I, p. 105
8 Fa i Damaskosy no lohan’i Syria,Ary i Rezina no lohan’i Damaskosy. Rehefa afaka 65 taona fotsiny,Dia ho rava tanteraka i Efraima ka tsy ho firenena intsony.+