Isaia 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Amin’izany andro izany, dia hareza nohofana avy any amin’ny faritry ny Renirano,* izany hoe ny mpanjakan’i Asyria,+ no hampiasain’i Jehovah hikakasana ny loha sy ny volon-tongotra, ary hanesorana tanteraka ny volombava. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:20 ip-1 110 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:20 Fandalinana, Faminanian’i Isaia I, p. 110
20 “Amin’izany andro izany, dia hareza nohofana avy any amin’ny faritry ny Renirano,* izany hoe ny mpanjakan’i Asyria,+ no hampiasain’i Jehovah hikakasana ny loha sy ny volon-tongotra, ary hanesorana tanteraka ny volombava.