Isaia 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny lalàna sy ny taratasy fanamafisana* kosa no tokony hojereny. Tsy hahita ny hazavana*+ izy ireo, rehefa tsy mifanaraka amin’ity teny ity ny zavatra lazainy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:20 ip-1 121-123 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:20 Faminanian’i Isaia I, p. 121-123
20 Ny lalàna sy ny taratasy fanamafisana* kosa no tokony hojereny. Tsy hahita ny hazavana*+ izy ireo, rehefa tsy mifanaraka amin’ity teny ity ny zavatra lazainy.