Isaia 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa toy ny tamin’ny andron’ny Midianina,+Dia hopotipotehinao ny zioga nentin’izy ireo,Sy ny tsorakazo nikapohana ny sorony, izany hoe ny tehin’ireo mpanery azy hiasa. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:4 ip-1 128-129 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:4 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 128-129
4 Fa toy ny tamin’ny andron’ny Midianina,+Dia hopotipotehinao ny zioga nentin’izy ireo,Sy ny tsorakazo nikapohana ny sorony, izany hoe ny tehin’ireo mpanery azy hiasa.