Isaia 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ka i Manase hihinana an’i Efraima,Ary i Efraima hihinana an’i Manase. Hiaraka hamely an’i Joda izy ireo.+ Noho izany rehetra izany, dia mbola tezitra foana Izy,Ka mbola manatsotra ny tanany mba hamely.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:21 ip-1 134, 139-140 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:21 Faminanian’i Isaia I, p. 134, 139-140
21 Ka i Manase hihinana an’i Efraima,Ary i Efraima hihinana an’i Manase. Hiaraka hamely an’i Joda izy ireo.+ Noho izany rehetra izany, dia mbola tezitra foana Izy,Ka mbola manatsotra ny tanany mba hamely.+