Isaia 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hisy ho azo atao afa-tsy ny mihohoka miaraka amin’ireo gadra,Na ny mitsitra miaraka amin’ireo voavono. Noho izany rehetra izany, dia mbola tezitra foana Izy,Ka mbola manatsotra ny tanany mba hamely.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:4 ip-1 134, 142-143 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:4 Faminanian’i Isaia I, p. 134, 142-143
4 Tsy hisy ho azo atao afa-tsy ny mihohoka miaraka amin’ireo gadra,Na ny mitsitra miaraka amin’ireo voavono. Noho izany rehetra izany, dia mbola tezitra foana Izy,Ka mbola manatsotra ny tanany mba hamely.+