Isaia 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Lasa feno ra mantsy ny ranon’i Dimona,Ary misy zavatra hafa koa homeko an’i Dimona: Liona hamely an’ireo tafavoaka avy any Moaba,Sy hamely an’ireo sisa tavela ao amin’ilay tany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:9 ip-1 193 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:9 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 193
9 Lasa feno ra mantsy ny ranon’i Dimona,Ary misy zavatra hafa koa homeko an’i Dimona: Liona hamely an’ireo tafavoaka avy any Moaba,Sy hamely an’ireo sisa tavela ao amin’ilay tany.+