Isaia 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy hisy tanàna voaro mafy intsony any Efraima,+Ary tsy hisy fanjakana intsony ao Damaskosy.+Dia hitovy amin’izay nanjo ny voninahitry ny Israelita*No hanjo ny voninahitr’izay sisa tavela any Syria”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:3 ip-1 196 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:3 Faminanian’i Isaia I, p. 196
3 Tsy hisy tanàna voaro mafy intsony any Efraima,+Ary tsy hisy fanjakana intsony ao Damaskosy.+Dia hitovy amin’izay nanjo ny voninahitry ny Israelita*No hanjo ny voninahitr’izay sisa tavela any Syria”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.