Isaia 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izany dia ho toy ny rehefa misy mpijinja manangona varimbazaha eny an-tanimbary,Ka mampiasa ny sandriny mba hijinjana salohim-bary,Ary ho toy ny rehefa misy olona mitsimpona varimbazaha eny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:5 ip-1 196 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:5 Faminanian’i Isaia I, p. 196
5 Izany dia ho toy ny rehefa misy mpijinja manangona varimbazaha eny an-tanimbary,Ka mampiasa ny sandriny mba hijinjana salohim-bary,Ary ho toy ny rehefa misy olona mitsimpona varimbazaha eny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima.+