Isaia 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aiza àry ireny olon-kendrinao ireny?+ Asaivo lazainy aminao raha fantany ny fanapahan-kevitr’i Jehovah Tompon’ny tafika momba an’i Ejipta. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:12 ip-1 202 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:12 Faminanian’i Isaia I, p. 202-203
12 Aiza àry ireny olon-kendrinao ireny?+ Asaivo lazainy aminao raha fantany ny fanapahan-kevitr’i Jehovah Tompon’ny tafika momba an’i Ejipta.