-
Isaia 19:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary ho fantatry ny Ejipsianina i Jehovah. Hahafantatra an’i Jehovah tokoa ny Ejipsianina, amin’izany andro izany. Dia hanao sorona sy fanomezana izy ireo, ary hivoady amin’i Jehovah ka hanatanteraka an’izany.
-