Isaia 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hamely an’i Ejipta+ i Jehovah. Hamely azy Izy nefa koa hanasitrana azy. Ary hiverina amin’i Jehovah izy ireo, dia hihaino ny fitalahoany Izy ka hanasitrana azy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:22 ip-1 205-206 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:22 Faminanian’i Isaia I, p. 205-206
22 Hamely an’i Ejipta+ i Jehovah. Hamely azy Izy nefa koa hanasitrana azy. Ary hiverina amin’i Jehovah izy ireo, dia hihaino ny fitalahoany Izy ka hanasitrana azy.