Isaia 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izany no antony nilazako hoe: “Aza mijery ahy intsony.Hitomany aho fa malahelo be.+ Dia aza misisika hampionona ahy,Amin’izao fandringanana ny zanakavavin’ny* fireneko izao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:4 ip-1 234 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:4 Faminanian’i Isaia I, p. 234-235
4 Izany no antony nilazako hoe: “Aza mijery ahy intsony.Hitomany aho fa malahelo be.+ Dia aza misisika hampionona ahy,Amin’izao fandringanana ny zanakavavin’ny* fireneko izao.+