-
Isaia 22:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hataoko hoatran’ny fantsika fanantonan-javatra izay milentika eo amin’ny toerana mafy tsara izy, sady ho lasa toy ny seza fiandrianana be voninahitra ho an’ny ankohonan-drainy.
-