19 “Ho velona ny olonao efa maty.
Hitsangana ny fatin’ny vahoakako.+
Mifohaza ka mihobia,
Ianareo izay mipetraka ao anaty vovoka!+
Fa ny andonao dia ho toy ny andon’ny maraina,
Ary havelan’ny tany ho velona indray ny maty tsy mahavita na inona na inona.