Isaia 27:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa hiala ao amin’ilay tanàna voaro mafy ny mponina rehetra ao,Ary ho hadino sy hilaozana toy ny tany efitra ny kijana.+ Any ny zanak’omby no hiraoka ahitra sy hatory,Ary hihinana sampan-kazo.+
10 Fa hiala ao amin’ilay tanàna voaro mafy ny mponina rehetra ao,Ary ho hadino sy hilaozana toy ny tany efitra ny kijana.+ Any ny zanak’omby no hiraoka ahitra sy hatory,Ary hihinana sampan-kazo.+