Isaia 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa maina ireo rantsany kely,Dia ho tonga hanapaka an’ireny ny vehivavyMba hataony kitay. Fa tsy misaina ity vahoaka ity,+ Ka tsy hamindra fo aminy ny Mpanao azy,Ary tsy hiantra azy+ ny Mpamolavola azy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 27:11 ip-1 285 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:11 Faminanian’i Isaia I, p. 285
11 Rehefa maina ireo rantsany kely,Dia ho tonga hanapaka an’ireny ny vehivavyMba hataony kitay. Fa tsy misaina ity vahoaka ity,+ Ka tsy hamindra fo aminy ny Mpanao azy,Ary tsy hiantra azy+ ny Mpamolavola azy.