Isaia 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hitoby manodidina anao aho ka hanafika anao.Hataoko fahirano ianao ka hasiako fefy hazo manodidina anao.Dia hofefeko ny manodidina anao mba hanaovana fahirano anao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 29:3 ip-1 296-297 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:3 Faminanian’i Isaia I, p. 296-297
3 Hitoby manodidina anao aho ka hanafika anao.Hataoko fahirano ianao ka hasiako fefy hazo manodidina anao.Dia hofefeko ny manodidina anao mba hanaovana fahirano anao.+