Isaia 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hendry koa anefa Izy ka handefa loza,Ary tsy hanatsoaka ny teniny. Fa hitsangana Izy ka hamely ny ankohonan’ny ratsy fanahy,Sy izay manampy ny mpanao ratsy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 31:2 ip-1 319-320 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:2 Faminanian’i Isaia I, p. 319-320
2 Hendry koa anefa Izy ka handefa loza,Ary tsy hanatsoaka ny teniny. Fa hitsangana Izy ka hamely ny ankohonan’ny ratsy fanahy,Sy izay manampy ny mpanao ratsy.+