Isaia 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia izy no hipetraka eny amin’ny toerana avo.Ho eny amin’ny vatolampy sarotra aleha ny fialofany.*Homena azy koa ny sakafony,Ary tsy ho ritra mihitsy ny tahirin-dranony.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 33:16 ip-1 348-349 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:16 Faminanian’i Isaia I, p. 348-349
16 Dia izy no hipetraka eny amin’ny toerana avo.Ho eny amin’ny vatolampy sarotra aleha ny fialofany.*Homena azy koa ny sakafony,Ary tsy ho ritra mihitsy ny tahirin-dranony.”+