-
Isaia 33:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Fa ao i Jehovah, Ilay Manan-kaja,
No hiaro antsika hoatran’ny renirano sy ny lakandrano lehibe,
Ka tsy hisy andian-tsambon’ny fahavalo handeha eny amin’ireny,
Ary tsy hisy sambo lehibe handalo eny.
-