Isaia 33:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Higoragora ny tady,Ka tsy mahavita mitazona ny andrin-tsambo hijoro tsara, na mahavita mamelatra ny lay. Amin’izay fotoana izay, dia hozaraina ny zavatra be dia be azo babo,Ka na ny malemy tongotra aza haka be dia be amin’izay norobaina.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 33:23 ip-1 351-352 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:23 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 351-352
23 Higoragora ny tady,Ka tsy mahavita mitazona ny andrin-tsambo hijoro tsara, na mahavita mamelatra ny lay. Amin’izay fotoana izay, dia hozaraina ny zavatra be dia be azo babo,Ka na ny malemy tongotra aza haka be dia be amin’izay norobaina.+