Isaia 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hisy tsilo haniry eny amin’ny tilikambony voaro mafy,Ary hisy tsilo sy ahidratsy eny amin’ny toerany voaro mafy. Ho lasa toerana ipetrahan’ny alikadia koa izy,+Sady ho vala ho an’ny aotirisy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 34:13 ip-1 366-367 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:13 Faminanian’i Isaia I, p. 366-367
13 Hisy tsilo haniry eny amin’ny tilikambony voaro mafy,Ary hisy tsilo sy ahidratsy eny amin’ny toerany voaro mafy. Ho lasa toerana ipetrahan’ny alikadia koa izy,+Sady ho vala ho an’ny aotirisy.