Isaia 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa misy hevitra hampidiriko ao an-tsainy,* dia hody any amin’ny taniny+ izy rehefa avy maheno tatitra. Dia hataoko matin’ny sabatra any amin’ny taniny ihany izy.”’”+
7 Fa misy hevitra hampidiriko ao an-tsainy,* dia hody any amin’ny taniny+ izy rehefa avy maheno tatitra. Dia hataoko matin’ny sabatra any amin’ny taniny ihany izy.”’”+