Isaia 37:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nisy niteny tamin’ny mpanjaka hoe nivoaka hiady aminy i Tiraka mpanjakan’i Etiopia. Rehefa naheno an’izany izy, dia naniraka olona nankany amin’i Hezekia+ indray, sady niteny hoe: Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:9 Fandalinana, Boky 2,
9 Ary nisy niteny tamin’ny mpanjaka hoe nivoaka hiady aminy i Tiraka mpanjakan’i Etiopia. Rehefa naheno an’izany izy, dia naniraka olona nankany amin’i Hezekia+ indray, sady niteny hoe: