Isaia 37:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hilaza hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Satria nivavaka tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria ianao,+
21 Dia naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hilaza hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Satria nivavaka tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria ianao,+