-
Isaia 37:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Tsy ho afa-manoatra ny mponina ao.
Hatahotra be sy ho menatra izy ireo.
Ho lasa hoatran’ny zavamaniry eny an-tsaha sy ny ahitra maitso izy ireo,
Ary ho lasa hoatran’ny ahitra eny amin’ny tafo, dia ahitra mainan’ny rivotra avy any atsinanana.
-