Isaia 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko+ ny teninao tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be. Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.” Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:29 Fandalinana,
29 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko+ ny teninao tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be. Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”