Isaia 37:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, tamin’izy niankohoka tao amin’ny tranon’i* Nisroka andriamaniny. Dia nandositra tany Ararata+ izy roa lahy. Ary i Esara-hadona+ zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 37:38 w03 1/4 11 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:38 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2003, p. 11
38 Ary namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, tamin’izy niankohoka tao amin’ny tranon’i* Nisroka andriamaniny. Dia nandositra tany Ararata+ izy roa lahy. Ary i Esara-hadona+ zanany lahy no nanjaka nandimby azy.