Isaia 38:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Tamin’izany andro izany, dia narary efa ho faty i Hezekia.+ Ary tonga tao aminy i Isaia mpaminany+ zanak’i Amoza, ka niteny hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Mamelà hafatra amin’ny ankohonanao, satria ho faty ianao fa tsy ho sitrana.’”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 38:1 ip-1 394 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 38:1 Faminanian’i Isaia I, p. 394
38 Tamin’izany andro izany, dia narary efa ho faty i Hezekia.+ Ary tonga tao aminy i Isaia mpaminany+ zanak’i Amoza, ka niteny hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Mamelà hafatra amin’ny ankohonanao, satria ho faty ianao fa tsy ho sitrana.’”+