Isaia 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Tamin’izany andro izany, dia nandefa taratasy sy fanomezana ho an’i Hezekia+ i Merodaka-baladana mpanjakan’i Babylona, zanak’i Baladana. Henony mantsy hoe narary i Hezekia ary efa sitrana.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 39:1 gm 118 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 39:1 Fandalinana, Boky 2, Tenin’Andriamanitra, p. 118
39 Tamin’izany andro izany, dia nandefa taratasy sy fanomezana ho an’i Hezekia+ i Merodaka-baladana mpanjakan’i Babylona, zanak’i Baladana. Henony mantsy hoe narary i Hezekia ary efa sitrana.+