Isaia 39:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Mety izany tenin’i Jehovah nolazainao izany.” Hoy koa izy: “Mbola hisy fiadanana sy filaminana* ihany mantsy mandritra ny androm-piainako.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 39:8 ip-1 397 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 39:8 Faminanian’i Isaia I, p. 397
8 Dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Mety izany tenin’i Jehovah nolazainao izany.” Hoy koa izy: “Mbola hisy fiadanana sy filaminana* ihany mantsy mandritra ny androm-piainako.”+