Isaia 48:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tena mbola tsy henonao izany+ sady tsy fantatrao,Ary taloha dia tsy nisokatra ny sofinao. Fantatro mantsy fa tena mpivadika ianao,+Sady efa hatramin’ny vao teraka ianao no nantsoina hoe mpandika lalàna.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 48:8 ip-2 125-126 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:8 Faminanian’i Isaia II, p. 125-126
8 Tena mbola tsy henonao izany+ sady tsy fantatrao,Ary taloha dia tsy nisokatra ny sofinao. Fantatro mantsy fa tena mpivadika ianao,+Sady efa hatramin’ny vao teraka ianao no nantsoina hoe mpandika lalàna.+