Isaia 48:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manatòna ahy, dia henoy izao: Efa hatramin’ny voalohany mihitsy aho no tsy niafinafina rehefa niteny.+ Efa teo aho hatramin’ny fotoana nitrangan’izany.” Dia nirahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony izaho sy ny* fanahiny. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 48:16 ip-2 130-131 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:16 Faminanian’i Isaia II, p. 130-131
16 Manatòna ahy, dia henoy izao: Efa hatramin’ny voalohany mihitsy aho no tsy niafinafina rehefa niteny.+ Efa teo aho hatramin’ny fotoana nitrangan’izany.” Dia nirahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony izaho sy ny* fanahiny.