8 Fa hohanin’ny bibikely ireny, hoatran’ny fihinanany akanjo,
Ary hohanin’ny bibikely mpihinan-damba, hoatran’ny fihinanany lamba volonondry.+
Ny fahamarinako kosa haharitra mandrakizay,
Ary ny famonjeko haharitra hatrany amin’ny taranaka fara aman-dimby.”+