Isaia 51:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+ Dia nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+Sy ny zanak’olombelona izay halazo hoatran’ny ahitra? Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 51:12 ip-2 174 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:12 Faminanian’i Isaia II, p. 174
12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+ Dia nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+Sy ny zanak’olombelona izay halazo hoatran’ny ahitra?