Isaia 51:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hampitaiko aminao ny teny tiako holazainao,Ary hosaronako amin’ny aloky ny tanako ianao.+Amin’izay dia hataoko eo amin’ny toerany ny lanitra, ary hapetrako ny fototry ny tany,+Dia hiteny amin’i Ziona aho hoe: ‘Vahoakako ianao.’+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 51:16 ip-2 175 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:16 Faminanian’i Isaia II, p. 175
16 Hampitaiko aminao ny teny tiako holazainao,Ary hosaronako amin’ny aloky ny tanako ianao.+Amin’izay dia hataoko eo amin’ny toerany ny lanitra, ary hapetrako ny fototry ny tany,+Dia hiteny amin’i Ziona aho hoe: ‘Vahoakako ianao.’+