Isaia 51:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Torana ny zanakao.+ Miampatrampatra eny an-joron-dalana rehetra* eny izy ireo,Hoatran’ny ondridia anaty harato. Anamparan’i Jehovah ny hatezerany izy ireo, sady anarin’ilay Andriamanitrao.” Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 51:20 ip-2 177, 179 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:20 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia II, p. 176-179
20 Torana ny zanakao.+ Miampatrampatra eny an-joron-dalana rehetra* eny izy ireo,Hoatran’ny ondridia anaty harato. Anamparan’i Jehovah ny hatezerany izy ireo, sady anarin’ilay Andriamanitrao.”